Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
voa
ray
(
ra
y
)
Sokajin-teny
matoanteny mpamaritra lasa
Received, accepted, taken; jointed, united.
[
1.2
]
Reçu, accepté, pris
[
1.3
]
Ohatra
1
Ho
voaray
malaky kosa anefa izy
[
2.117
]
2
Voaraiko
ny volan'Ikotobe ariary dimy
[
2.59
]
3
Nikiaka kosa ilay kely nony
voarain
-dRaleva
[
1.281
]
4
Ary rehefa asehony ny taratasy fanaikena koa efa
voarainy
ny vola
[
2.366
]
5
Toa te-hilaza fa efa
voarain
' i Bina izay ilay sary fotografy nalefany
[
2.499
]
Haiendriteny
Ny lasa :
voaray
, voaraiko, voarainao, voarainy, voaraintsika, voarainay, voarainareo, voarain', voarain-, voaraim-
Ny hoavy :
ho voaray, ho voaraiko, ho voarainao, ho voarainy, ho voaraintsika, ho voarainay, ho voarainareo, ho voarain', ho voarain-, ho voaraim-
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20