|
|
|
|

Teny iditra voaro (aro)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
  [1.10]
  [1.1]
 Protected, guarded, preserved from, prevented [1.2]
 Protégé, défendu, abrité [1.3]
  [Vezo] [ voaaro ] Abrité, défendu, protégé [1.68]
Ohatra 
1Tondroina ho faritra voaaro ireny faritra rakotra ala ireny. [2.445]
2Ho voaro amin' ny hafanana izy eo amin' ny alokalony, ary hiala sasatra ao anatin' ny voninahitra. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/01