| Teny iditra | vô | |
| Sokajin-teny | mpampitohy | |
| [Bara, Tanala] vao [1.78] | ||
| [Bara] sady [1.78] | ||
| [Tanosy] sy [1.78] | ||
| Tovy hevitra | vôho | |
| Teny iditra | vo~ | |
| Sokajin-teny | tovona | |
| Tovona fanaovana fototeny faharoa mba hampitombo sy hanamafy ny hevitry ny fototeny voalohany: Voretra (retra), vozihitra (zihitra) [1.1] | ||
| Teny iditra | ~vo~ | |
| Sokajin-teny | tsofoka | |
| Ohatra: savoritaka ( saritaka) [3.1] | ||
| Teny iditra | vo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| A small piece of wood decorated with beads and worn as an ornament; a small bag filled with crushed leaves and worn as an ornament [1.2] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20 |
|