|
|
|
|

Teny iditra vorika
Sokajin-teny anarana
 Mosavy mahafaty [1.1]
  [Sakalava] Sortilège réputé mortel [1.196]
Voambolana 
Ohatra 
1Ohatra ny hanina nasiana vorika no fahitako ilay vary teo an-doviako. [2.4]
2Ilay mpamosavy kosa dia mba nihevitra izay tokony hahazoany ireo babo ho azy samy irery, ka dia nasiany vorika ny varin' ilay jiolahy. [2.69]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2019/09/25