| Teny iditra | vorontsiloza | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Singan-teny | vorona, tsy, loza | ||||||
| Vorona lehibe, fianakaviam-ben' ny akoho, vorombola..,, manam-bika hafa kely fa misy nofo mikiramborambo eo amin' ny lohany, ny tendany misy toa haingony mitarazoka ary ny rambony azony velarina toy ny fikopaka rehefa midoroboka izy; tsara hena ary tsy mba saro-devonina ohatra ny gisa ny vorontsiloza [1.1] | |||||||
| Turkey [1.7] | |||||||
| Dinde [1.54] | |||||||
| Dinde, dindon [1.8] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Sary |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03 |
|