| Teny iditra | vovo- | |
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe vovoka | |
| Teny iditra | vovò | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ny feon' ny alika mitady hanaikitra na mampitahotra: Raha vao mandre vovòn' alika izy dia mandositra [1.1] | ||
| The barking of a dog [1.7] | ||
| Aboiement [1.8] | ||
| Voambolana | ~ | |
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | vovo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tambahoaka] fandrika [1.78] | ||
| Zavatra toy ny kitapo lavalava natao tamin' ny vahy madinika na karazambararata madinika izay norarina ho makarakara mba ho fakana hazandrano [1.1] | ||
| A fish-trap with an open basket weave [1.7] | ||
| Nasse à poissons tressée de lianes [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Jono, vovo na firombaka no ampiasainy amin' izany.
[2.472] | |
| Sampanteny |
| |
| Mpanahaka | lombo ~ tandroho | |
| Sary |
| |
| Teny iditra | vovo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tambahoaka] Loharano kely tsy mandeha [1.78] | ||
| Fantsakana lalina nohadina fa tsy vita-Nanahary [1.1] | ||
| Lava-drano [1.13] | ||
| Puits [1.13] | ||
| Mpanahaka | fantsakana ~ kirijy ~ lava-drano | |
| Teny iditra | vovo | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tambahoaka] mpitsikilo [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/01/01 |
|