|
|
|
|

Teny iditra lava-drano
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny lavaka, rano
 Puits [1.13]
Ohatra 
1Aza mangery na manary fako eny akaikin'ny lava-drano [2.424]
2Maninona moa raha manambatra vola isika dimy trano dia manakarama olona hihady lava-drano eto avara-trano [2.445]
Mpanahaka  fantsakana ~ vovo ~ kirijy

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13