| Teny iditra | zafimpaladia | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Singan-teny | zafy, faladia | ||||
| [ zafim-paladia ] Zanaky ny zafin-kitrokely na taranaka fahenina [1.1] | |||||
| Taranaka fahenina, zanaky ny zafinkitrokely [1.62] | |||||
| [ zafim-paladia ] La sixième génération [1.3] | |||||
| [ zafim-paladia ] Descendants à la sixième génération [1.5] | |||||
| Sixième génération [1.54] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra | Moa tsy mbola izy ihany, na dia zafimpaladiany aza?
[2.5] | ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/07 |
|