|
|
|
|

Teny iditra zavavy (vavy)
Sokajin-teny mpisolo anarana [Fitanisana]
 Teny ilazana na iantsoana ny tovovavy [1.1]
 You (plur.) used between women [1.7]
 Vous (plur.) se dit entre femmes [1.8]
Ohatra 
1Vakana inona, ry zavavy? [2.69]
2Tsy afaka hifampitaha aminy ianao zavavy, hoy ny iray tamin' ireo sakalava. [2.895]
Tsanganana sy sary iray takila Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21