|
|
|
|

Teny iditra zazalahy
Sokajin-teny anarana
Singan-teny zaza, lahy
 Boy [1.17]
 Petit garçon [1.3]
Ohatra 
1Fantatra aloha, hoy indray Ramatoa Ravao, fa zazalahy naditra Rivo. [2.529]
2Tsy naharitra ity zazalahy fa nitady hevitra hamahana ilay varavarana. [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27