Teny iditra Alafia
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Alafia calophylla pitikala, vahibindro
Alafia fuscata savoa, tandrokosy, vahitanana
Alafia intermedia vahimainty, vahindronono
Alafia nigrescens vahivy
Alafia pauciflora alafy, vahinamboa, vahy, vahy
Alafia perrieri alafy, rikiatra, tsivahabahatra, vahitanana
Alafia thouarsii alafy, felambaratra, felambarika, fingimbahy, helabaratra, tangetangenamasoandro, vahavy, vahentangena, vahimainty, vahimankany, vahimata, vahivy, vahizaha, voalafy
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18