Teny iditra aloe
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] moka [1.78]
Voambolana 
Tovy hevitra aloa

Teny iditra Aloe
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Aloe acutissima kisahondra
Aloe antandroi tsikivahombaho
Aloe betsileensis kisahondra
Aloe capitata kisahondia, kisahondra, sahondra
Aloe deltoideodonta kisahondra, vahombato, vahongarana
Aloe divaricata fampivalanana, sahondra, vahomafaitra, vahona, vahondranjo, vahontsohy, vahotsohy, zilazira
Aloe haworthioides var. aurantiaca sarivahona
Aloe macroclada kisaondra, lahim-bahona, vahombe, vahona
Aloe suzannae vahona, vahondrano
Aloe vahontsohy vahona
Aloe vaombe vahombe, vahona
Aloe vaotsanda vahona, vahotsanda
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21