Teny iditra sahondra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazana vahona any an' ala misy voniny mena na vony izay mirozaroza mahafinaritra. [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny sahondra ity (2): Sahondra, Sahondralava

Teny iditra Sahondra (sahondra)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany sahondra

2013/10/05