Teny iditra andriantany
Singan-teny andriana ; tany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tany mafy toy ny vato [1.1]

Teny iditra Andriantany
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Village situé au sud d'Ambohidratrimo, au confluent de l' Ikopa et de la Mamba [3.1]
Ohatra maty ny rano navily hankany eny Andriantany vao izay mikambana aminy Kiopa [2.48]
Voambolana 
Fangi-bolantany -18.85000, 47.43333

Teny iditra Andriantany
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Lakandrano mirefy 13 kilometra mba hanamorana ny fikorian'ny rano rehefa tonga ny fotoam-pahavaratra [4.37]
Fanazavàna teny frantsay Canal de control des crues, qui draine les eaux collinaires de Tananarive et les eaux de la plaine agricole nord. Long de 24 km, il commence à Ankadimbahoaka, suit la voie ferrée jusqu'à Alarobia, et rejoint l' Ikopa à l'ouest de Talatamaty [3.1]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21