|
|
|
|

Teny iditra1  diso paika
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Tsy nahay nandeha na nahay tetika ka resy na voa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Faire un faux coup (jeu de fanorona) [1.3]
5  Trompé dans ses calculs (gaina) [1.54]
6  Qui se trompe dans ses calculs (diso) [1.54]
Singan-teny  7  diso, paika
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01