Teny iditra Dracaena
Sokajin-teny anarana
 Dracaena angustifolia : hazomasina, tavivolavavy, tavivolavy, tsihasinkasina, tsikasinkasina
Dracaena augustofolia : hasina
Dracaena elliptica : hasimbavy, hasimbola, hasingola, kosingola, tavivolavavy, tsikasinkasintaboriravina, tsinkasinkasintaboriboriravina
Dracaena reflexa var. salicifolia : tavivola
Dracaena reflexa : fanavy, hasindahy, kosindahy, rajo, ranjo, ranjo, ronjo, tavivola, tavivolalahy, tavola, tavolahy, tavolalahy, tavololahy, tavovola, tsihasinkasina, tsimitrona, tsimitrova
Dracaena xiphophylla : kosimbavy
Dracaena : voantakasina
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/09/17