|
|
|
|

Teny iditra1  esoina (eso)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Tebahina, atao tsinontsinona: Matetika esoin' ny mpanankarenany mahantra 4  Harabina, vazivazina, ihomehezana: Tsy handalo eo intsony aho, hoy ilay mandringa, fa esoin' ireo ankizy ireo ataony hoe / Raha mandringa daholo ny tongotrao roa, dia ho toy ny an' ny olondrehetra ihany ny fandehanao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be scorned, to be mocked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  dont on se moque, qu'on raille [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20