Teny iditra | 1 eso |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanaovana tsinontsinona, fanamavoana: Tsy tantiko ny eson' ny mpanankarena ka aleoko mitokantokana atỳ ambanivohitra Fanarabiana, famazivaziana, dokadoka hamazivaziana, ihomehezana: Isaky ny mandalo ilay mandringa dia matin' ny eson' ny zanakao amin' ny farahehy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] scorn, mockery |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] mépris, moquerie, raillerie |
Ohatra |
6 [2.471] Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany. |
Voambolana |
7 Ontam-po |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 13 tebaka, fanebahana, fanatsizarizariana, zimba, fanazimbana, famotsifotsiana, haraby, vosobosotra, famazivaziana, famosobosorana. |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny eso io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |