Teny iditra Ikoto
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy A common name for little boys [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Nom de garçon [1.8]
Ohatra 
1Raha avy nanao hasoavana, dia Ilaidama no niofo ho Ikoto. [2.298]
2Tsy nisy nijanona raha tsy Ikoto sy Iboto mbola zazalahy kely. [1.508]
Voambolana 
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  Ikalakely

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/16