Teny iditra | jakana (jaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olona omena jaka: Efa mba nojakanareo ve ry Dadatoa Rabe ? [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | Jakàna | ||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Jakan [2.996] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Yaaqân [2.996] | ||||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Jakàna | ||||||||
Fivaditsoratra | akanja, anjaka, jakana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |