Teny iditra (1/2) | 1 kabona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazan' ahitra marikivy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Herbe acidulée. Espèce d'Oxalis 5 [1.196] Oxalis villosa M.Bieb. (Oxalidaceae). Petite herbe à goût d'oseille. Employée comme légume ou assaisonnement. [Merina] 6 [Betsileo] |
Voambolana |
7 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (2/2) | 9 Kabona |
Sokajin-teny | 10 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.38] Randzavola: Kabona amin' ny Baiboly |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [2.996] Cabbon |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [2.996] Kabbôn |
Voambolana |
14 Soratra Masina |
Tovy hevitra | 15 kebona, kebona, kebona |
Fivaditsoratra | 16 abonak, akoban, banòka, bokana, bonaka, kabona, kobana, nabako, nakoba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |