|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kalalao
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny malagasy  4  Bibikely somary menamena fisapisa-batana misy elatra, fahita indrindra amin' ny efitrano fahandroan-kanina. (Anaran-kafa iantsoana azy: kalabe, kadradraka) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  A cockroach [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  Cancrelas, blatte, cafard [1.8]
Ohatra  7  ka raha tsy efa velona ny kalalao, dia tsy pihina ny jiro elektrika. [1.395#]
Tovy hevitra  8  kadradraka, kalabe
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Lahatsoratra  11  Randzavola: kalalao ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)12  Kalalao
Sokajin-teny  13  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  14  Haitoetany: tanàna
Singan-teny  15  kalalao
Tsanganana sy sary iray takila  16  Fitanisana

Fivaditsoratra  17  alkaola, kalalao

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30