|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kalalao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Bibikely somary menamena fisapisa-batana misy elatra, fahita indrindra amin' ny efitrano fahandroan-kanina. (Anaran-kafa iantsoana azy: kalabe, kadradraka)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a cockroach
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] cancrelas, blatte, cafard
Ohatra  6  [1.395#] ka raha tsy efa velona ny kalalao, dia tsy pihina ny jiro elektrika.
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  8  kadradraka, kalabe
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Lahatsoratra  11  Randzavola: kalalao ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)12  Kalalao
Sokajin-teny  13  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  14  Haitoetany: tanàna
Singan-teny  15  kalalao

Fivaditsoratra  16  alalako, alkaola, Kalalao, kalalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/14