|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  levy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fangotrahana [1.78]
4  Roatra, fandevenana [1.78]
5  Famorivorin' ny rano hafanaina ka efa madiva hangotraka, na ny zavatra aotrika elaela mba hasisosiso. [1.1]
6  Famorivorin'ny rano mangotraka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7  ébullition [1.13]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)12  Levy
Sokajin-teny  13  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  14  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  15  Levi [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  16  Lévi [2.996]
Tovy hevitra  17  levi, levì
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  18  Toko sy andininy momba Levy
Tsanganana sy sary iray takila  19  Fitanisana

Fivaditsoratra  20  levy, vely

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11