Teny iditra maha (la)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Afaka na tia mialà: Tsy mahalà eto aho fa tiako eto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui peut refuser [1.14]
Ohabolana 

Teny iditra mahala
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Be elanelana [1.78]

Teny iditra Mahala
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Mahlah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Mahla [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Maalà
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20