Teny iditra | 1 mahatsikaiky (tsikaiky) |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny ilazana olona na zavatra mampihomehy na maha-te haneso amin' ny bika aman' endriny na amin' ny fihetsiny: Mahatsikaiky Ramatoa iny amin' izato akanjony ambony lohalika [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 Ridiculous [1.17] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Risible, plaisant, qui fait rire, amusant, comique [1.3] 6 Ridicule [1.9] |
Mpanahaka | 7 Mampihomehy, fihomehezana, fanalana andro, fanaraby |
Anaram-javamaniry |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |