|
|
|
|

Teny iditra1  makaka (kaka)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Be elanelany fa tsy mifanety: Makaka nify itỳ zaza itỳ [1.1]
Mpanahaka  4  Bakaka, mahalana
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny makaka io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31