|
|
|
|

Teny iditra1  malia (lia)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Mora tapaka na vaky: Volotara malia [1.1]
4  Matahotra [1.78]
5  Kanosa, saro-tahotra, kabaosy [1.78]
6  Kamo [1.78]
Ohatra  7  Ny aina malia, mora vaky, tsy hita izay hahalasanany. [2.436#]
8  Raharaham-panjakana no n toeràny teto, nefa ny Fiangonana Malagasy dia malia. [2.649#]
Mpanahaka  9  Marefo, makiana.
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  malia, miala

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11