Teny iditra | 1 omby malia |
Singan-teny | 2 omby, malia |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.62#824] omby ompiana tsy mba tazonina am-bala fa avela hiraoka an-kijana izay mazàna any amin'ny faritry ny aty ala |
Ohatra |
5 [2.643] omby malia fatratra ny filohany, ary nanandrify ahy. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |