Teny iditra | 1 mandramatra |
Fototeny | 2 ramatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manaikitra mafy amin' ny nify; miady amin' olona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to attack, to set upon, to rush upon |
Ohatra |
6 Izao no lazain' ny Tompo amin' ireo ratsy fanahy rehetra mifanolotra amiko, izay mandramatra ny lova nomeko an' Israely vahoakako: Indro hongotako hiala amin' ny taniny izy ireo; [2.996#] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |