Teny iditra (1/2) | 1 manihy (hihy) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy | 3 mikiky, mikory [Tanala] [1.78]4 mikiky [Tanosy] [1.78]5 Mikiky (hazo); manala ny hodi-malemy (mangahazo); manala ny voany amin' ny babin-katsaka [1.1] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 mañihy |
Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy | 12 mamatra [Tanosy] [1.78] |
Fivaditsoratra | 13 manihy, mañihy, manihy, mañihy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |