Teny iditra (1/3) | 1 mara |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Loko fotsy sy mainty mifanelanelana |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 6 maramara |
Anaram-javamaniry |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny Loko |
Teny iditra (2/3) | 9 mara |
Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Taisaka]
maraorao, marokoroko |
Teny iditra (3/3) | 12 Marà |
Sokajin-teny | 13 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [2.996] Marah |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [2.996] Mara |
Voambolana |
16 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 17 Toko sy andininy momba Marà |
Fivaditsoratra | 18 aram, mara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |