|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  may
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Voadoro, azon' ny afo: May ny tranon-dRabe
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2, 1.7] on fire
5  [1.2] burning
6  [1.7] burnt
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#418] brûlure
brûlé
8  [1.8] qui brûle
Ohatra  9  [2.324] may hoatry ny nodoran'afo ny fony.
10  [1.3#418] may ny tanako (J'ai une brûlure à la main)
11  [1.3#418] may omaly ny tranony (Sa maison s'est brûlée hier)
12  [1.3#418] Misy may ny tanako (J'ai une brûlure à la main)
Fototeny  13  hay
Sampanteny 
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/5)20  may
Sokajin-teny  21  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  22  [1.1] Maika dia maika, dodona: May erý izy hankany ambanivohitra nefa ny andro ity ratsy dia ratsy
Fanazavàna teny anglisy  23  [1.7] in a hurry, impatient
Fanazavàna teny frantsay  24  [1.3#418, 1.8] pressé
Ohatra  25  [1.3#418] may aho, fa hiainga rahampitso (Je suis pressé, car je part demain)
Fototeny  26  hay
Sampanteny 
27  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/5)31  may
Sokajin-teny  32  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  33  [1.1] Sahirana izaitsizy: May aho fa marary ny zanako ~ Izay may adala
Fanazavàna teny frantsay  34  [1.3#418, 1.8] embarrassé
Ohatra  35  [1.3#418] may aho, fa marary ny zanako (Je suis dans l'embarras, car mon enfant est malade)
Fototeny  36  hay
Sampanteny 
37  Mpamaritra :

Teny iditra (4/5)38  may    
Sokajin-teny  39  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  40  [1.17] mety manao; mahazo manao; enga, anie

Teny iditra (5/5)41  May    
Sokajin-teny  42  anarana
Fanazavàna teny anglisy  43  [1.17] volana fahadimy amin' ny taona
Voambolana  44  Fotoana

Fivaditsoratra  45  aim-, aim, ami, amy, ima, may, mia

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/08