|
|
|
|

Teny iditra1  miahanahana (ahanahana)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mijanonjanona, miatoato raha mandeha na miteny, tsy mahatohy izay saika holazaina: Miahanahanabe ihany izy rehefa miteny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  To hesitate [1.2, 1.7]
5  To waver, to fluctuate, to be perplexed. [1.2]
6  To doubt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  S’arrêter souvent, faire des pauses en parlant, en marchant, hésiter: Miahanahana be ihany izy raha miteny (Il s'arrête souvent en parlant) [1.3]
8  Hésiter, être dans le doute [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Mpanahaka  12  Miakanakana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20