Teny iditra ahanahana (ahana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   hambahamba, fihazohazoana, havarianana, fisalasalana, firaikiraokena, tsy fahitana izay tokony hinoana na atao [Ravelojaona: Firaketana]
   Fijanonana, fiatoana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   doubt, hesitation, indecision, frequent pauses. See afitra, ahona, sahana, sakana, sampona, janona, tsahatra, tsangana [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   arrêts fréquents, pauses fréquentes, hésitations [Abinal 1888]
Voambolana  
Sampanteny  
Endriteny  
ahanahana
ahanahako
ahanahanao
ahanahany
ahanahantsika
ahanahanay
ahanahanareo
ahanahan'
ahanahan-
ahanaham-
ahanaha-
Fitovian-keviteny   ahana

2015/11/01