|
|
|
|

Teny iditra1  miparitaka (paritaka)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Miely tsy amin' ny toerana iray, mihahaka, mipariaka: Vonjeo fa miparitaka ny ondry 4  Mandositra atsỳ sy arỳ, hatraiza hatraiza: Niparitaka ny ankizy nony tonga ny polisy 5  Misafotofoto, mifotofoto, misavorovoro, misaritaka: Tsy ho vita haingana ity fa miparitaka ny kofehy [1.1]6  miely [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7  to scatter [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  s'éparpiller [1.8]9  se disperser [1.13]
Ohatra  10  miparitaka manodidina ny trano lay ny lasin' ny mpiasa. [2.472]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  Mipariaka, mihahaka, miely, mielipatrana, miparasaka, miparasadrasaka, misaratsaraka, mameno tanety, mihanaka, miitatra

Fivaditsoratra  16  miparitaka, mipatriaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20