Teny iditra | 1 mipepipepy (pepipepy) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy | 3 Mivezivezy mankatsy mankaroa noho ny hatairana na ny haverezan-tsaina ka tsy mahita izay hatao sy haleha [1.1] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny mipepipepy io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |