Fizahan-teny

Ohabolana : mipepipepy

Ohabolana 1Aza atao hoatry ny kifafa : mipepipepy marain-tsy hariva, ka tsy hita izay rariny hiainana. [2.415 #753]
Aza atao ohatra ny kifafa: mipepipepy marain-tay hariva, ka tsy mahita izay rariny hiainana. [2.653]
Aza atao toy ny kifafa : mipepipepy marain-tsy hariva, nefa tsy mahita izay rariny iainana ihany. [2.558]
Dikanteny frantsayNe le traitez pas comme le balai : du matin au soir, il va à droite et à gauche, toujours occupé, sans jamais recevoir un témoignage de satisfaction, sans pouvoir jamais se reposer. [2.415 #753]
Fanazavana frantsayIl ne faut pas accabler de travail les petits sans les encourager. [2.415 #753]

Fizahan-teny