|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  nama
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Sakaiza, namana [Betsileo] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a word for namana [Provincial] [1.2]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Teny iditra (2/5)9  Nama
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  11  anabavin' i Tobala-Kaina [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  12  Naamah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  13  Naama [2.996]
Voambolana  14  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  15  Toko sy andininy momba Nama
Tsanganana sy sary iray takila  16  Fitanisana

Teny iditra (3/5)17  Nama
Sokajin-teny  18  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  19  renin' i Rehobohama [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  20  Naamah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  21  Naama [2.996]
Voambolana  22  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  23  Toko sy andininy momba Nama
Tsanganana sy sary iray takila  24  Fitanisana

Teny iditra (4/5)25  Nama
Sokajin-teny  26  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  27  zanakalahin' i Kaleba [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  28  Naam [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  29  Naam [2.996]
Voambolana  30  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  31  Toko sy andininy momba Nama
Tsanganana sy sary iray takila  32  Fitanisana

Teny iditra (5/5)33  Nama
Sokajin-teny  34  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  35  tanàna tao amin' ny lemak' i Joda [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  36  Naamah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  37  Naama [2.996]
Voambolana  38  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  39  Toko sy andininy momba Nama
Tsanganana sy sary iray takila  40  Fitanisana

Fivaditsoratra  41  mana~, maña, nama

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31