|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Joda
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  3  [2.996] Jude: one of the books of the Bible
Fanazavàna teny frantsay  4  [2.996] Jude: un des livres de la Bible
Ohatra  5  [1.38] Izany boky izany dìa nandraisan' i joda teny
Voambolana  6  Soratra Masina
Lahatsoratra  7  Randzavola: Joda ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)8  Joda
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  10  [2.996] Judah
Fanazavàna teny frantsay  11  [2.996] Juda
Ohatra  12  [2.996] Niara-nampahorina ny Zanak'Isiraely sy ny taranak'i joda;
Voambolana  13  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  14  Toko sy andininy momba

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10