|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  oza
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanasana (ny tarehy, ny tanana, ny tongotra)
Ny loto manaraka ny rano avy nanasana zavajavatra, toy ny tanana, tarehy, lovia: Ozan-dovia
Ohatra  4  Ny sasany milaza fa tao anatin' i Mesopotamia ihany oza; [1.38]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)10  Oza
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  12  [2.996] Uz
Fanazavàna teny frantsay  13  [2.996]
Voambolana  14  Soratra Masina
Tovy hevitra  15  osa, osa, osa
Lahatsoratra  16  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Oza

Teny iditra (3/3)17  Oza
Sokajin-teny  18  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  19  [2.996] Uzza
Fanazavàna teny frantsay  20  [2.996] Uzza
Voambolana  21  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  22  Toko sy andininy momba Oza

Fivaditsoratra  23 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21