|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  SIDA    
Sokajin-teny  2  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3 Syndrome d' Immuno-Déficience Acquise [3.1]
Ohatra  4  fa isan' ny ambany indrindra aty Afrika ny tahan' ny fisian' ny aretina sida (0, 95 - kanefa toa ambony kokoa noho izany ny tena tahan' ny fisian' io aretina io) [4.27#]
Voambolana  5  Fahasalamana
Mpanahaka  6  vih, 7  vih
Sary 
10 

Teny iditra (2/2)11  Sida    
Sokajin-teny  12  anarana
Ohatra  13  ary koa amin' ny faritany rehetra: Lampsaka, ny Sparsiata, Delosa, Minda, Sisiona, Karia, Samosa, Pamfilia, Lisia, Halikarnasa, Roda, Faselisa, Kosa, sida, Aradosy, Gortina, Knida, Sipra, ary Sirena. [2.996#]
Voambolana  14  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Sida acuta  15 tsindahoro
Sida cordifolia  16 sepapaka, 17 tsindahoro
Sida rhombifolia  18 aika, 19 kasindahorina, 20 kisindahorina, 21 kisindahoro, 22 kitsindahoro, 23 sandroky, 24 sindahoro, 25 sindahorona, 26 singahory, 27 tsimaitofangady, 28 tsimatipangady, 29 tsindahoro, 30 tsindahorona, 31 tsindahory
Sida urens  32 satrikoefamaratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02