Teny iditra aika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra tsara tery, mifanety tsara
Fiantsoana olona maro ho vory; antso: Nanao aika avo ny mpiadidy ho ren' ny vahoaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A compact assembly, congress, or army, gathering together for the war.
Compact, close [1.2]
Fanazavàna teny frantsay L'état de ce qui est serré, compact; appel, convocation [1.3]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Teny iditra aika
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano, Tambahoaka] Eny [1.78]

Teny iditra aika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-javamaniry fanao loko (Indigofera tinctoria) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A species of indigo plant largely used in dyeing. Indigofera sp. [1.2]
 Indigo [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Indigo [1.8]
 
[Merina] Nom générique des Indigotiers et autres Légumineuses employées en teinturerie, notamment : Indigofera tinctoria L., Indigofera anil L., Indigofera erecta Eckl. & Zeyh. , et Indigofera suffruticosa Mill. ainsi que Crotalaria striata A. Braun (Fabaceae).
(dial. ?) Sida rhombifolia L. (Malvaceae) ; graines croquées pour consolider les gencives (Decary). [1.196]
Anarana siantifika Crotalaria striata, Indigofera anil, Indigofera erecta, Indigofera suffruticosa, Indigofera tinctoria, Sida rhombifolia
Ohatra Miroborobo faniry itony aika
ary lava teraka ihany ity rojo
[2.131]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/01