Teny iditra Sakalava
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy Anaram-poko lehibe monina amin' ny tany anelanelan' Ampasimena, avaratra, hatrany Toliary, atsimo, ary ny atsinanana, voafaritry ny tandavan-tendrombohitra mamaritra ny tanin' ny Marina. Azo zaraina ho faritra efatra lehibe ny Sakalava, izay ireto avy raha asesy avy avaratra: i boina (renivohitra mahajanga), ambongo (renivohitra besalampy), i menabe (renivohitra morondava), ary i fiherenana (renivohitra toliary) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Peuple habitant la côte ouest, nor [...]
Sakalavan' i Menabe: les habitant [...]
Sakalava avaratra: les Sakalava d [...]
Sakalavan' i Boina: les habitants [...]
Sakalava masikoro: les éle [...]
Sakalava vezo: les pêcheurs [...] [tohiny 1.5]
Voambolana 
Kamban-teny 
Lohateny Andolo
Contes Populaires des Sakalava et des Tsimihety
Divine Kingship and the Meaning of History among the Sakalava of Madagascar
Vocabulaire et Grammaire Sakalava et Betsimisaraka
Vocabulaire Sakalava-Merina-Français
Mpanahaka  Masikoro ~ Vezo
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31