Teny iditra (1/2) | 1 sariaka |
Fototeny | 2 riaka |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Falifaly lava, tia resaka sy mitsikitsiky: Olona sariaka iny namanao iny ka mahafinaritra ny miaraka aminy. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] gay, affable |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] gai, débonnaire |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 11 mariaka, mariadriaka, sariadriaka |
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/2) | 13 Sariaka |
Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
15 Haitoetany: renirano, farihy |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 18 arakisa, arisaka, asarika, sakaray, sariaka, Sariaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |