|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  sefo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  asthma. See kitratraina, sohika, satra [1.2#565]
Fanazavàna teny frantsay  4  asthme [1.13]
Voambolana  5  Fahasalamana
Sampanteny 
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Mpanahaka  8  kitraTRAina, SAtra, SOhika

Teny iditra (2/5)9  sefo
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny anglisy  11  chief [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  12  chef [3.1]
Ohatra  13  Nankalazaina vao haingana tamin' ny haino aman-jery ny Sefo Fokontany (SFKT) tamin' ny fotoana nanomezana fiofanana azy ireo tao amin' ny Lapam-panjakana ao Iavoloha. [4.27#]
14  Vitany mihitsy ny manao ny tsy fanao ka misolelaka amin' ny sefo, mifanaraka mivantana amin' ny lehibe, momba ny raharaha mbola tokony handalo any amin' ny solontenan' ny mpiasa. [1.369#]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/5)17  sefo
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny anglisy  19  A plant. Same as vonoa [Sakalava] [1.2#565]
Fanazavàna teny frantsay  20  (peut être un nom souahéli ?). Adansonia digitata L. (Malvaceae). Baobab d'origine africaine, planté çà et là sur la côte Ouest, notamment à Majunga [Sakalava] [1.196]
Voambolana  21  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/5)23  sefo
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25  (peut être une allusion à la toxicité ; il provoquerait des troubles respiratoires). Givotia madagascariensis Baill. (Euphorbiaceae). Nom cité par Capuron, Service Forestier 6885. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  26  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)28  Sefo
Sokajin-teny  29  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  30  Shepho [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  31  Shepho [2.996]
Ohatra  32  Ary izao no zanakalahin' i Sobala: Alvana sy Manahata sy Ebala sy sefo ary Onama. [2.996#01.036.023]
Voambolana  33  Soratra Masina
unkLabel:Xbcvs:  34  Toko sy andininy momba Sefo
Tsanganana sy sary iray takila  35  Fitanisana

Fivaditsoratra  36  feso, sefo

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/02