|
|
|
|

Teny iditra1  Setaria    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
4  Setaria bathiei  kiahipody
5  Setaria chevalieri  tsikasakasa
6  Setaria glauca  ahipoly
7  Setaria pallide-fusca  taindalika, taindalitra, taindambo, tenindalitra
8  Setaria sp.  goana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/03