|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  sira
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be sira ny laoka
Fanasina
Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be sira loatra ny lahatenin' ilay Rangahy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] salt
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] sel
6  [1.196] Sel de cuisine ; notamment celui qu'on obtenait en lessivant des cendres de bois, puis en laissant cristalliser ; constitué surtout de carbonate de potassium.
Voambolana  7  Toe-karena: hanina
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Tovy hevitra  12  siramanta, siravato
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny sira io
Lahatsoratra  21  Randzavola: sira ao amin' ny Baiboly (=> fanasina)

Teny iditra (2/5)22  sira
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny frantsay  24  [1.196] [Betsileo] Nom des plantes qu'on appréciait particulièrement pour obtenir ce sel. Principalement : Embelia concinna Baker (Primulaceae). D'après Rakoto Jean de la Croix, garde forestier, Réserves Naturelles 5842. Cette liane était brûlée et ses cendres fournissaient, après lixiviation, un des sels les plus appréciés. Voir aussi kisira. Ce sel était aussi considéré comme médicament une cuillérée à soupe dans de l'eau de riz pour combattre la constipation.
Voambolana  25  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/5)27  sira
Sokajin-teny  28  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  29  [1.78] [Tanosy] masina!

Teny iditra (4/5)30  Sirà
Sokajin-teny  31  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  32  [2.996] Shiza
Fanazavàna teny frantsay  33  [2.996] Shiza
Voambolana  34  Soratra Masina
Tovy hevitra  35  siza
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  36  Toko sy andininy momba Sirà

Teny iditra (5/5)37  Sira
Sokajin-teny  38  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  39  [2.996] Sirah
Fanazavàna teny frantsay  40  [2.996] Sira
Voambolana  41  Soratra Masina
Tovy hevitra  42  siraha
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  43  Toko sy andininy momba Sira

Fivaditsoratra  44  rasy, risa, sari, sary, sira

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29