Teny iditra soratra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Marimarika isan-karazany azo vakina: Saro-bakina ny soratr' ity zaza ity
¶ Filazana an-tsoratra: Misy soratra milaza hoe tsy azo aleha ao [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay écriture, dessins quelconques, lignes, traits, figures, marque, peinture [Abinal 1888]
Sampanteny 
Endriteny 
soratra
soratro
soratrao
sorany
soratsika
soratray
soratrareo
soratr'
sora-
soratry
-tsoratra
-tsoratro
-tsoratrao
-tsorany
-tsoratsika
-tsoratray
-tsoratrareo
-tsoratr'
-tsora-
-tsoratry
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Betsaka ny soratra mitahiry sy mitantara fahorian' olombelona. [Andraina: Mitaraina, takila 181]
2Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy; [Callet: Tantara, takila 8]
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny soratra ity (1): Ambatosoratra

Teny iditra soratra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Dihy miara-be fanao taloha raha misy hasoavana malaza [Rajemisa 1985]

Teny iditra soratra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] tromba na aretina vokatry ny tromba mbola tsy tafavoaka [Rakotosaona 1975]

Teny iditra Soratra
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Ny sampy taloha
Ohatra Ary milalao i Soratra sy Matsatso [Callet: Tantara, takila 207]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31