Teny iditra sora-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe soratra
Ohatra 
1Tsy ampy iray volana akory aho dia nahavaky teny sy nahay sora-kaliana. [Randriamiadanarivo: Sikajy]
2mpianatra mahadika ho sora-tanana mazava, hay vakina ary tsy misy diso. [FOFAFIPE: Rosovola]

Teny iditra sora
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] Vavaka saotra noho ny fahasitranana tamin' ny aretina mafy nahazo ny tena [Rajemisa 1985]

Teny iditra sora
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Biby toy ny sokina, saingy kelikely kokoa ary misoratra vony mitsoriadriaka [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy streaked tenrec ( Hemicentetes nigriceps, Hemicentetes semispinosus) [https://www.tenrec.org]
Fandikana frantsay hémicentètes ( Hemicentetes semispinosus) [Tsimbazaza ]
 tenrec zébré [https://www.tenrec.org]
Fandikana alemà Streifentanrek [https://www.tenrec.org]
Voambolana 
Anarana siantifika Hemicentetes nigriceps, Hemicentetes semispinosus
Teny mitovy hevitra ambiko ~ tsora
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny sora ity (1): Alasora

Teny iditra Sora
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fandikana anglisy Shur [Baiboly]
Fandikana frantsay Shur [Baiboly]
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31